FALY SY RAVO (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly rbrewl sy Ravo izany fo tanteraka ihany,
ny teny soa izay nambaran'ireo mpaminany
Fa ny Mpamonjy no teraka ho antsika anio
dia Jesoa zanaky ny Ray, be fitia
tonga hamonjy ny ety.
Tsy tranon'omby fa ny fonao no nofidiny
izaho sy ianao no handray izany vahiny
koa aza manahy, aza matahotra ianao
fa Jesoa zanaky ny tononkira.serasera.org Ray be fitia
tonga hamonjy ny ety.
Ref: Dera sy laza ho Anao ry Mpamonjinay tsitoha
ianao ilay Messi efa voambara mialoha
Fa avy Aminao ilay famonjena anay mba
tsy hisy ho very , handova ilay mandrakizay fa...
Tompon'ny tompo sy Mpanjaka nwrkyb ny Mpanjaka Jesoa.
Anao ny hery ny fahefana sy haja...
ka Haleloya, voninahitra anie...
no omenay Anao o! ry Tompo Jesoa
Tsy volamena, vatosoa na ny harena mora lo
no heverina fa ho mendrika ilay Tompo tsitoha.
ny fitafiana hafahafa izay mampirehareha
mamitaka ihany raha ireo.
ka manakona ilay famonjena.
Fo torotoro , resy lahatra tsotra sy madio
no irin'ny Tompo handray azy anio dia ny anio.
O! manantona aza ela ianao ka hirqdy mandrosoa
handray ilay famonjena dia Jesoa ilay zanaky ny Avo.
Samson Rakotoarivelo
AKAFA AMBATOLAMPY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Visites : 1550
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsakarmela
Date : 29/10/2019 16:58