TSY MAINTSY MANDRESY (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:Ray ô!
Tsy maintsy mandresy, tena mpandresy aho f’ao Aminao (2)
Ouh…! Ouh…! Ouh…!
Ray ô! Tsy hanaiky ho resy aho
Fa raha Ianao no miady ho ahy
Iza no hahatohitra ahy?
Raha eo Ianao Jesosy ô!
Iza no hahatohitra ahy?
Tsy maintsy mandresy, tena mpandresy aho f’ao Aminao.
Ah…! Ah…! Ah…!
Tsy maintsy mandresy aho Tompo ô!
Tsy maintsy mandresy, f’ao Aminao
Fiv: …
Oh…! Oh…! Oh…!
Tsy maintsy mandresy.
ANTSA AN’I KRISTY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 11373
Likes : 1 Like
Created by : rhavo
Date : 03/10/2012 23:50