TOA MAHERY VAIKA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia ! Haleloia
Haleloia ! Amen
Toa mahery vaika mantsy ka tononkira.serasera.org yuxyj tsy tanty
Ny firehaky ny tany izay mavàny
Fa czdpc Jesosy ilay Mpamonjy no nilonjy
Ny fahotana vitantsika
Refrain :
Nohomboana ny Mpamonjy ( noho izaho )
Noho izaho, noho ianao ( noho isika e! e! )
Saingy tcum mba hevero izao ( hevero izao )
Ka mivavaha ianao ( basse )
Haleloia ! Haleloia
Haleloia ! Amen
Toa satana no mahery ka mandresy
Fa Jesosy kely hery toa resy
Tsia fa Jeso no nanaiky dia nanaiky
Ny hanao ny sitrapony Ray ambony
Mpihira : Mamy - Jean Alphonse
Haleloia ! Amen
Toa mahery vaika mantsy ka tononkira.serasera.org yuxyj tsy tanty
Ny firehaky ny tany izay mavàny
Fa czdpc Jesosy ilay Mpamonjy no nilonjy
Ny fahotana vitantsika
Refrain :
Nohomboana ny Mpamonjy ( noho izaho )
Noho izaho, noho ianao ( noho isika e! e! )
Saingy tcum mba hevero izao ( hevero izao )
Ka mivavaha ianao ( basse )
Haleloia ! Haleloia
Haleloia ! Amen
Toa satana no mahery ka mandresy
Fa Jesosy kely hery toa resy
Tsia fa Jeso no nanaiky dia nanaiky
Ny hanao ny sitrapony Ray ambony
Mpihira : Mamy - Jean Alphonse
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 3244
Likes : 0 Like
Created by : Voninkazokely
Date : 26/05/2004 02:28
