FITSARAN'OLOMBELONA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza Jesosy ô ilay fitia nampianarinao
Nanjavona satria nolavin'izao tontolo izao
Aiza Jesosy ô ilay fahamarinana
Fa tsolotra no iainanay izao
Na mety ny natao nefa tsy ampy vola krwmnux ianao
Dia tokana, dia tokana ilay fahamarinanao
Na meloka aza ianao, voadion’ny volanao
Vonjeo izahay Jeso fa mitoreo
Vonjeo fa simba izao tontolo izao
Fitsaran'olombelona misy fetrany ihany
Fa Ianao tononkira.serasera.org Jesosy ô no tompon'ny teny farany
Ry manambola miadana aok'izany
Harena azo avy xkhqpqi amin'ny utlbpwc tsy rariny izany
Fa ny tena harena dia tsoriko Aminao
Jesosy monina ao anatinao
Na sarotra ny atao, be ny famapahoriana anao
Tsarovy fa ny Tomponao dia tsy handao anao
Na resy aza ianao misento lava izao
Jesosy anie no andry iankinanao
Idongio Jeso hanafaka anao
Fitsaran'olombelona misy fetrany ihany
Fa Ianao Jesosy ô no tompon'ny teny farany
Antsa an’i Kristy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 8968
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/10/2002 18:34