JESOA TSY MANDAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso ato am-poko, mitantan'ahy
Na teo 'reo adim-panahy, teo foana Ianao ho ahy

Solo :
Raha tonga ny tononkira.serasera.org tafiotra, ka feno fanahiana
Ilay fiainanao, 'lay tokan'ihany, Jeso no tsy mandao
Tefeny mba hiova ho olom-baovao, mahery sy voasedra
Fanasina fanilo, ka ho tara-pahazavana, hijoro sy hitsilo

Fiv:
Ianao ry Kristy
(Fanahy masina ô!)
Mpamonjy sy mpiahy
(Mpitarika anay)
Tariho hatrany tsy ho kivy akory
Ity mpanomponao ity
Ny Tompo no hiady, ianao kosa hangina
Tazomy ny finoana
(Ka tano ny finoana)
Na wbtxc inona hidona, na inona hihatra
Jeso no tsy mandao anao

Solo:
Raha tojo fitsapana, ka kivy ny hbmdeu fanahy
Izao no tsarovy 'lay tokan'ihany, Jeso no tsy mandao
Toa vesatra tokoa, 'ty hazo fijaliana, ny Tompo no nxwafhib mitoetra
Anilanao hatrany, tsy irery akory ianao, fitia tsy misy fetra.

Fiv...

Tsarovy hatrany fikiro Jeso
Fa Izy tsy mandao anao

A/C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029