JESOA NO TSY MANDAO (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mandalo ady mafy raha tojo fitsapàna
Ilay fiainanao, 'Lay tokana ihany rwrggal
Jesoa no tsy mandao.
Tefeny mba hiova ho olom-baovao,
Mahery sy voasedra, fanasina, fanilo
Ka qlufthi ho tara-pahazavana hijoro sy hitsilo.
Ianao Ry Kristy,
Mpamonjy sy Mpiahy
Tariho hatrany tsy ho kivy akory
Ity manomponao ity.
Ny Tompo no hiady
Fa ianao kosa hangina
Tazony ny finoana.
Na inona hidona
Jesoa no tsy mandao anao.
2) Raha tonga ny tafiotra ka feno fanahiana
Izao no tsarovy 'Lay tokana ihany
bswkto Jesoa no tsy mandao.
Toa vesatra tokoa, 'ty hazo fijaliana
Ny Tompo no mitoetra anilanao hatrany
Fitia tsy misy fetra.
Ianao Ry Fanahy,
'Lay Mpanalàlana
Tariho hatrany tsy ho kivy akory
Ity manomponao ity.
Ny Tompo no hiady
Fa ianao kosa hangina
Tazony ny finoana.
Na inona hidona
Jesoa no tsy mandao anao.
Tsarovy hatrany
Fikiro Jesoa
Fa Izy tsy tononkira.serasera.org mandao anao.
A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado
Ilay fiainanao, 'Lay tokana ihany rwrggal
Jesoa no tsy mandao.
Tefeny mba hiova ho olom-baovao,
Mahery sy voasedra, fanasina, fanilo
Ka qlufthi ho tara-pahazavana hijoro sy hitsilo.
Ianao Ry Kristy,
Mpamonjy sy Mpiahy
Tariho hatrany tsy ho kivy akory
Ity manomponao ity.
Ny Tompo no hiady
Fa ianao kosa hangina
Tazony ny finoana.
Na inona hidona
Jesoa no tsy mandao anao.
2) Raha tonga ny tafiotra ka feno fanahiana
Izao no tsarovy 'Lay tokana ihany
bswkto Jesoa no tsy mandao.
Toa vesatra tokoa, 'ty hazo fijaliana
Ny Tompo no mitoetra anilanao hatrany
Fitia tsy misy fetra.
Ianao Ry Fanahy,
'Lay Mpanalàlana
Tariho hatrany tsy ho kivy akory
Ity manomponao ity.
Ny Tompo no hiady
Fa ianao kosa hangina
Tazony ny finoana.
Na inona hidona
Jesoa no tsy mandao anao.
Tsarovy hatrany
Fikiro Jesoa
Fa Izy tsy tononkira.serasera.org mandao anao.
A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 1985
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 29/04/2018 09:32
