Manopy ny maso (AMPIFITIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manopy ny maso,hoan’ny tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy
Ny famonjena ahy,avy amin’ny Jehovah Ray
nanorina izao rehetra izao
Ilay Jéhovah,nanao ny lanitra sy namorina ny tany
Ilay tsy miova omal sy anio,maharitra mandrakizay
Ny adiko dia hoa adiny ,fahavaloko fahavalony
Ny Heriny Izy hiady ho ahy
Fa izaho hangina
Tranoko Izy no nanao azy,Tanànako ambesany
Ny anjeliny mitoby manodidina ahy
Miaro sy manomba ahy
Ny tongotro tsy mba , avelany hangozohozo
Fa izy no miaro ahy
Ka ny masoandro, dia tsy mba hamely ahy
Fa izy no fialofako
Miaro ahy izy , amin’ny ratsy rehetra
Miaro ny fanahiko
Ka na mivoaka, eny na miditra koa
Miaro mandrakizay izy
Ny olako dia vaahany , ny trosako dia hefahiny
Ny entako nozakainy , ny otako nofafahany
Ny ziogako tsibatany
Ny fatotro notapahiny
Ny anarany no omeny ahy
Na miakatra ny lalako na midina dia fantatro mazava fo mahay ilay Jehovah
Ary na mandry na mifoha  izaho dia hitako fa eo hatrany hatrany ny Andriamanitro
Izay tena miambina sy miaro ahy ary sady lohalalako no vodilalako tokoa tokoa
Ny fahavaloko ny rafiko tsy ahatohitra ahy raha mbola tsy foafoana ny Andriamanitro
Efa namabrany any afara any hoe tany rano ho avy lonaka raha toa any izato mitantana ahy IZY
Ka ny ony izay hitako tsy hitondra tsy hanafotra ahy tsy handrendrika no sady koa tsy hamono ahy
Ireo lalamby fa raha ho may fa mangidy havoa ahy tsy ho may dia tsy ho kila tsy forehitra aho
Fa ny lel’afo mivaivay tsy hirehitraa amiko tsy andoro fa Jehovah no mpitahy sy miaro ahy
Ny adiko dia hoa adiny, fahavaloko fahavalony
Ny heriny izy hiady ho ahy, fa izao hangina
Tranoko Izy no nanao azy ,Tanànako ambesany
Ny anjeliny mitoby manodidina ahy
Miaro sy manomba ahy
Na miakatra ny lalako na midina dia fantatro mazava fo mahay ilay Jehovah
Ary na mandry na mifoha  izaho dia hitako fa eo hatany ny Andriamanitro
Izay tena miambina sy miaro ahy ary sady lohalalako no vodilalako tokoa tokoa
Ny fahavaloko ny rafiko tsy ahatohitra ahy raha mbola tsy foafoana ny Andriamanitro
Efa namabrany any afara any hoe tany rano ho avy lonaka raha toa any izato mitantana ahy IZY
Ka ny ony izay hitako tsy hitondra tsy hanafotra ahy tsy handrendrika no sady koa tsy hamono ahy
Ireo lalamby fa raha ho may fa mangidy havoa ahy tsy ho may dia tsy ho kila tsy forehitra aho
Fa ny lel’afo mivaivay tsy hirehitraa amiko tsy andoro fa Jehovah no mpitahy sy miaro ahy
Ny olako dia vahany
Ny trosako dia hefainy
Ny entako nozakainy
Ny otako nofafainy
Ny aretiko nositraniny
Ny ziogako tsibatany
Ny fatotro notapatapahiny
Ny Anarany nomeny ahy



Bigfhy
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMPIFITIA
Hits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Bigfhy
Date : 31/03/2026 15:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0984