Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompo o iraho aho (AMPAFI Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOMPO Ö IRAHO AHO
1-Saotra sy ny dera ho an’ny Ray
Fa izy no nampiray
Sy nanome ny fitahiana
(Ka aoka) thowwh re ny hoby tsy hangina
Ô venteso anio ny fiderana
Hanakoako ny Haleloia sy Hosana
Hitsaoka ho an’ilay nahary
(Fa Izy)Izy no nadavorary
Ref:Tompo ô iraho
Hanao ny asanao
Hitory sy hanambara
Ny Filazantsara
Ka ireo talenta izay nomenao ry Ray
No entina hanompoana anao
Mandrakizay
Aoka ny fanahinao mahery
(Ry Ray) upid No hanazava sy hampahery
Ka na misy izay zfuks ho fitsapana
(Hitohy) Dia hitohy ny fiderana
Ka hiventy hatrany izany antsa
(Hihoby) ho an’Andriamanitra tononkira.serasera.org amin-tsanta
Sy zava-manenonizay tendrena
Hanako mba ho ren’ny firenena
Tompo iraho aho …
Maminiriana (AMPAFI ANTSIRABE)
1-Saotra sy ny dera ho an’ny Ray
Fa izy no nampiray
Sy nanome ny fitahiana
(Ka aoka) thowwh re ny hoby tsy hangina
Ô venteso anio ny fiderana
Hanakoako ny Haleloia sy Hosana
Hitsaoka ho an’ilay nahary
(Fa Izy)Izy no nadavorary
Ref:Tompo ô iraho
Hanao ny asanao
Hitory sy hanambara
Ny Filazantsara
Ka ireo talenta izay nomenao ry Ray
No entina hanompoana anao
Mandrakizay
Aoka ny fanahinao mahery
(Ry Ray) upid No hanazava sy hampahery
Ka na misy izay zfuks ho fitsapana
(Hitohy) Dia hitohy ny fiderana
Ka hiventy hatrany izany antsa
(Hihoby) ho an’Andriamanitra tononkira.serasera.org amin-tsanta
Sy zava-manenonizay tendrena
Hanako mba ho ren’ny firenena
Tompo iraho aho …
Maminiriana (AMPAFI ANTSIRABE)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPAFI AntsirabeHits : 2398
Likes : 0 Like
Created by : tahinamalala
Date : 26/08/2008 15:30
