Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voankazo voarara (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iza no sahy milaza fa hoe tsy nanota raha mbola eto an-tany
Raha mbola tarana'i Adama
Raha mbola taranak'i Adama sy Eva
Zay sahy nihinam-boankazo voarara
Ka voaroaka hiala ny sahan'ny Edena nampitoerana mcpprl Azy
(Fa satria) voafitak'ilay menarana) tononkira.serasera.org x2
(Ry velon-drehetra uftog samia misaina fa ratsy ny fiainantsika ety
(Tandremo fa sao voasodoka tandremo)
Tandremo fa sao voasodokan'ny
Zava-madera sy mahavariana eto an-tany
Aza manjeny andro lava, Ka avia manantona aty
Meteza re mba uyxhzotf hibebaka anio
Fa samy nihinam-boankazo voarara
Ka miomana izao hiala amin'ny fahazaran-dratsy
Dieny izao re dia samia miova fa ho avy ny Tompo Mpitsara) x2
A/C: MANASSE RAFANOMEZANTSOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 184
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 09/04/2026 09:18