Jesosy Izay (AKON'I BETELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misy miantso, tsy henonao veMisy mandona, tsy vohainao
Misy maniry hitoetra ao am-ponao
Hitondra soa hoan’ny fiainanao
Ref: Jesosy izay e, miantso anao e
Valio Jesoa miantso e
Vohay ny fonao, fa mandondona i Jesosy e!
Misy miantso, tsy henonao ve
Jesosy izay ilay mpizara fiadanam-be!
2- Misy mihaino ny sentonao e
Manara-maso ny fiainanao
Misy mitsetra ka te-hanampy anao
Hitondra soa ho an’ny fiainanao
Ref:.....
Misy mihaino ny sentonao e
Jesosy izay ilay mpizara fiadanam-be
A/C: Josea Rabearivelo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'I BETELAHits : 2892
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 26/04/2006 10:28