Tara kiala amin'i Kialy (Johan blouts)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
F'io tsy hay afeninanaFa hita mibaribary
Hoe zaho leretsy
Mitady ho tara amin'i Kialy
Raha misy fo mitepo
Dia hanipazo tady
Tianao foana ve zaho
Na dia bandy mafy ady
Tsaroako rehefa ilay tao
am_pianarana
Dia isanandro aho manarangarana
Sady mijery an'azy (mijery an'azy)
Fa izy tamin'ny farany
Tsy hita intsony
Dia zaho nangasiasy
Ohatry ny olona voasazy o!o!o!
yeah iiiii
REFRAIN :
Andrasako foana
Lay masoandro mibaliaka
Vao maika mahafatifaty anah
Lay izy masiatsika
Zaho mody nangalatra ny
placen'iny
Dia izy tezitra be
Nefa ny aty fanahiko
miontakontana be
Andrasako foana
Lay masoandro mibaliaka
Vao maika mahafatifaty anah
Lay izy masiatsika
Zaho mody nangalatra ny
placen'iny
Dia izy tezitra be
Nefa ny aty fanahiko
miontakontana be
F'io tsy hay afeninana
Fa hita mibaribary
Hoe zaho leretsy
Mitady ho tara amin'i Kialy
Raha misy fo mitepo
Dia hanipazo tady
Tianao foana ve zaho
Na dia bandy mafy ady
REFRAIN :
Andrasako foana
Lay masoandro mibaliaka
Vao maika mahafatifaty anah
Lay izy masiatsika
Zaho mody nangalatra ny
placen'iny
Dia izy tezitra be
Nefa ny aty fanahiko
miontakontana be
© Johan Blouts
~Tara amin'i Kialy~
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Johan bloutsVangy : 865
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : JohanBlouts
Daty : 17/03/2023 20:04