Ikalakely (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy tsy hanambara rahoviana hoe : "Tia anao" izany
Fa tena tia tokoa ve
sa manaiky fotsiny ihany
Izy tsy hanambara rahoviana
izay tena an-dohany ihany
Izy ’nefa tsy mandà
fa toa manaiky hatrany hatrany
Nefa ny ao an’eritreriny hoe :
lasanao ny fony
Efa ambarany amin’ny fihetsiny hoe :
’ty ny vatako tolomy
Dia toa miandry atao an-keriny izy
’Zany angamba no tiany atao
Efa ’zay ’lay kalakely iny e
izy hanahaka ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny
Izay "passe"-nao "passe"-nao
Ny revinao revinao
Rehefa tia ianao de ’zay
Fa reventsika milay foana izy e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 38364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njo
Daty : 08/11/2001 18:11