Ikalakely

Lohateny Ikalakely
Nampiditra chrisramana
Tamin'ny 17/04/2006 17:26
Vangy : 844

C
Izy tsy hanambara rahoviana hoe : 
Em
"Tia anao" izany
Am
Fa tena tia tokoa ve
F
sa manaiky fotsiny ihany
C
Izy tsy hanambara rahoviana
Em
izay tena an-dohany ihany
Am
Izy 'nefa tsy mandà
F
fa toa manaiky hatrany hatrany



Nefa ny ao an'eritreriny hoe : 

lasanao ny fony

Efa ambarany amin'ny fihetsiny hoe : 

'ty ny vatako tolomy

Dia toa miandry atao an-keriny izy

'Zany angamba no tiany atao

Efa 'zay 'lay kalakely iny e

izy hanahaka ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny


C
Izay "passe"-nao "passe"-nao
Em
Ny revinao revinao
Am
Rehefa tia ianao de 'zay
F
Fa reventsika milay foana izy e!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1628