Bedy foana (Nono)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Nono
Mpamaky : 1285
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 26/10/2001 23:10:25
ID : 145

Imprimer Facebook Facebook
Ilay masoandro efa dify
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay teto, mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.

http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo