You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i MENDRIKA

Ny mpikambana ao amin'ny tarika mendrika dia izy 4 mianadahy mpiraitampo ary ny rainy ihany "Mr Olivier" izay mbola mihira ihany koa no mpamorona ny hirany , iray amin'ireo hira hirain'ny dadan-dry zareo io ilay hira hoe "Lesona tsara" , ary maro koa ny sangan'asany ao amin'ny tarika IRAIMBILANJA , ...(tohiny)

Hampiditra hira
Lohateny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Aiza ianao ?
2 Avelao aho
3 Ka maresaky
4 Mahatsiaro anao
5 Ny fiverenanao
6 Parapapampa
7 Ts'isy tasy
8 Tsisy tasy