Vaonala (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rcpr atqgppeu E vaonala e!
Tsy mba hitako ny atao a!
Tsa mbola tany an-dafy aho
Ka nanao dia matso a!
Tsy azan’ny parasy aho
Ka nanao dia ratsy a!
Antsipika roa xudsceoq fiaratse
Iroky maranitsa, mifilofilo a!
Isika tononkira.serasera.org roa va moa tsy hiaraka
Iroky izany mampifilafila
E vaonala e!!
Tsy mba hitako ny atao a!
Tsa mbola tany an-dafy aho
Ka nanao dia matso a!
Tsy azan’ny parasy aho
Ka nanao dia ratsy a!
Antsipika roa xudsceoq fiaratse
Iroky maranitsa, mifilofilo a!
Isika tononkira.serasera.org roa va moa tsy hiaraka
Iroky izany mampifilafila
E vaonala e!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 5361
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 07/11/2001 09:11
