M'fampiantso eo (Arison Vonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahaona teny ho eny
Nifanojo ny fijery
Nisalasala ny hanatona anao
Mba te hahazo nomerao

Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, nifanambara
M'fampiantso tononkira.serasera.org eo

Dia nkpoagy tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe ny fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao

Fa topimaso no nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara be ny dhqpjnis fiarahana
Dia eo foana ny hoe, eo foana ny hoe
M'fampiantso eo
adtoqiux

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Arison Vonjy
Vangy : 2217
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 30/07/2017 10:57
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104