M'fampiantso eo (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahaona teny ho eny
Nifanojo ny fijery
Nisalasala sqnett ny hanatona anao
Mba te hahazo nomerao
Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, nifanambara
M'fampiantso eo
Dia tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe ny fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao
Fa topimaso no mdtx nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara be ny fiarahana
Dia eo foana ny hoe, xefiyepl eo tononkira.serasera.org foana ny hoe
M'fampiantso eo
Nifanojo ny fijery
Nisalasala sqnett ny hanatona anao
Mba te hahazo nomerao
Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, nifanambara
M'fampiantso eo
Dia tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe ny fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao
Fa topimaso no mdtx nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara be ny fiarahana
Dia eo foana ny hoe, xefiyepl eo tononkira.serasera.org foana ny hoe
M'fampiantso eo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Arison VonjyVisites : 2217
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 30/07/2017 10:57
