M'fampiantso eo (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahaona tononkira.serasera.org dooalv teny ho eny
Nifanojo ny fijery
Nisalasala ny mcukghe hanatona anao
Mba te hahazo nomerao
Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, nifanambara
M'fampiantso eo
Dia tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe tpxdv ny fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao
Fa topimaso no nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara be ny fiarahana
Dia eo foana ny hoe, eo foana ny hoe
M'fampiantso eo
Nifanojo ny fijery
Nisalasala ny mcukghe hanatona anao
Mba te hahazo nomerao
Topimaso matetika
Tsiky avy ao am-po
Nafanafana ny resaka
Nifamarafara, nifanambara
M'fampiantso eo
Dia tafahaona teny ho eny
Nifampizara fijery
Mihabe tpxdv ny fitiavako anao
Ndao hifanome vaovao
Fa topimaso no nahatonga izao
Tsy nahafoizako anao
Tsara be ny fiarahana
Dia eo foana ny hoe, eo foana ny hoe
M'fampiantso eo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arison VonjyVangy : 2249
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 30/07/2017 10:57
