Irery (Arison Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery,mahatsiaro irery
Anivon’olona maro, anaty rahon-kira
Jemby torimaso, maheno feo iva.
Irery feno sentosento
Hafanana anaty, rakotry rrgnlhdy ny ando
Miandrandra hatrany jiro mitsilopy.
Kanefa tsy misy tsiny
Fomba ihany ny mba lasa sento, lasa vinany
Sanatria ny hitomany
Tsy mitalaho, tsy mitaraina
tsy tononkira.serasera.org very toky mbola mivazo.
Irery toa very bxebwpj remby
Masoandro mody, very fanahy
Vonton’hakiviana, mahatsiaro ny akany. uiii

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arison VonjyVangy : 4564
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tachianah
Daty : 07/11/2005 11:32