Maty (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ilay mpivaro-tena
Maty tsy nisy mpanontany
Maty tsy nisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
gturji Ny mpivavaka nandalo
Dia nisaotra ny andriamaniny
Fa afa-doza nampimalo
Hono izao tononkira.serasera.org ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izany faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Vatambatana fiteny
dfewb Omeo azy re ny lanitra
Fa kbgad ampy izay ny afobeny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Lola
Maty tsy nisy mpanontany
Maty tsy nisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
gturji Ny mpivavaka nandalo
Dia nisaotra ny andriamaniny
Fa afa-doza nampimalo
Hono izao tononkira.serasera.org ny tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izany faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Vatambatana fiteny
dfewb Omeo azy re ny lanitra
Fa kbgad ampy izay ny afobeny
Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny
Lola
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 7357
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lucien
Daty : 30/11/2001 05:56
