Izaho irery (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery monja sisa
no mandre izany hira izany
foen’orga tomany
Dia fahiny izaho sy ianao
nivoady ny ho ynnwsv doria
fa hanaja ilay fitia
Adino mantsy ankehitriny
ireo lmyg vavaka natao
Dradradradraiko ny fahoriako
ho ren’izao tontolo izao
fa mila hahafaty ahy xugkd ny foko
malahelo aho, mitomany
Izaho irery monja sisa
no miara-mitomany
amizato hirantsika
Dia tsaroako ny fahiny
nifamihina isika
nifanoroka isika
Adino mantsy tononkira.serasera.org ankehitriny
ireo fomba sy fanao
Dradradradraiko ny fahoriako
ho ren’izao tontolo izao
fa mila hahafaty ahy ny foko
malahelo aho, mitomany
no mandre izany hira izany
foen’orga tomany
Dia fahiny izaho sy ianao
nivoady ny ho ynnwsv doria
fa hanaja ilay fitia
Adino mantsy ankehitriny
ireo lmyg vavaka natao
Dradradradraiko ny fahoriako
ho ren’izao tontolo izao
fa mila hahafaty ahy xugkd ny foko
malahelo aho, mitomany
Izaho irery monja sisa
no miara-mitomany
amizato hirantsika
Dia tsaroako ny fahiny
nifamihina isika
nifanoroka isika
Adino mantsy tononkira.serasera.org ankehitriny
ireo fomba sy fanao
Dradradradraiko ny fahoriako
ho ren’izao tontolo izao
fa mila hahafaty ahy ny foko
malahelo aho, mitomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 14927
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 27/06/2002 19:02
