Izaho irery (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery monja sisa
no mandre izany hira izany
foen’orga wqjsorz tomany
Dia fahiny izaho sy ianao
nivoady ny ho doria
fa hanaja ilay fitia

Adino mantsy ankehitriny
ireo vavaka dlyd natao
Dradradradraiko ny fahoriako
ho ren’izao tontolo tononkira.serasera.org izao
fa mila hahafaty ahy ny foko
malahelo aho, mitomany

Izaho irery monja sisa
no miara-mitomany
amizato umroffc hirantsika
Dia tsaroako ny fahiny
nifamihina isika
nifanoroka isika

Adino mantsy ankehitriny
ireo fomba sy fanao
Dradradradraiko ny fahoriako
ho ren’izao tontolo izao
fa mila hahafaty ahy ny foko
malahelo aho, mitomany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalao Rabeson
Visites : 15368
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Holy
Date : 27/06/2002 19:02
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0142