Fahatsiarovana (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHATSIAROVANA

Izay rehetra atao
Amin’iny lalana iny
Manpatsihay anao
Ry namako iny
Teo isika roa tononkira.serasera.org niaraka
Nalaina nisaraka
Na ny andro hariva
Masoandro iva

F’izany rehetra
Dia fahatsiarovana no sisa
Rotsaka ny tomany
Rehefa irery aho mitanisa

Ireo fotoana nahitako anao
Niova avokoa izao yrzb tontolo izao
Na rivo-mifofo
Na ora-mitrao
Mbola teo ihany izaho ueye sy ianao

F’izany rehetra gkvkgdf izany…

Mage 4

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 7899
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 29/12/2001 18:28
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124