Fahatsiarovana (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHATSIAROVANA

Izay rehetra atao
Amin’iny lalana iny
Manpatsihay anao
Ry zdrahpvh namako iny
Teo isika roa niaraka
Nalaina nisaraka
Na ny andro hariva
Masoandro iva

F’izany rehetra
Dia fahatsiarovana no sisa
Rotsaka ny tomany
Rehefa irery aho mitanisa

Ireo fotoana nahitako anao
Niova avokoa izao qlrdequ tontolo izao
Na rivo-mifofo
Na ora-mitrao
Mbola teo uspq ihany izaho sy ianao

F’izany rehetra tononkira.serasera.org izany…

Mage 4

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mage 4
Visites : 7888
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 29/12/2001 18:28
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121