Soratr'ady (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratr’ady nifamaho efa firy
No nitranga teny an-dàla-nodiaviko
Tao ny orana nitraho,
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy
Tsy tononkira.serasera.org hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika amin’ny ratrako sy farorb feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro wwyidx ny finoako tsy hiraika
Ka lsbiy ny herinao no heriko.
No nitranga teny an-dàla-nodiaviko
Tao ny orana nitraho,
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy
Tsy tononkira.serasera.org hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika amin’ny ratrako sy farorb feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro wwyidx ny finoako tsy hiraika
Ka lsbiy ny herinao no heriko.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 5517
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 20:06
