Soratr'ady (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratr’ady nifamaho efa firy
No nitranga teny an-dàla-nodiaviko
Tao ny wslpnu orana nitraho,
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko

Ary nisy nwheu fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy

Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika lfevfwy amin’ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro ny tononkira.serasera.org finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bodo
Visites : 5511
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamy78
Date : 24/01/2007 20:06
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132