Soratr'ady (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratr’ady nifamaho dsod efa csgqb firy
No nitranga teny an-dàla-nodiaviko
Tao ny orana nitraho,
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary nisy fijaliana tsy tononkira.serasera.org nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy
Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika amin’ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro catpe ny finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 5467
Likes : 0 Like
Created by : mamy78
Date : 24/01/2007 20:06