Soratr'ady (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratr’ady nifamaho efa firy
No nitranga teny an-dàla-nodiaviko
Tao ny orana nitraho,
Tao yyclqrc ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No phlygad nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy
Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy tononkira.serasera.org dia mikaikaika amin’ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro jklcyg ny finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko.
No nitranga teny an-dàla-nodiaviko
Tao ny orana nitraho,
Tao yyclqrc ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No phlygad nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy
Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy tononkira.serasera.org dia mikaikaika amin’ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro jklcyg ny finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BodoVisites : 5510
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamy78
Date : 24/01/2007 20:06
