Andao indray (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko raha hifampitaona indray anio
Nandrasako raha io fiarahana io
Zarako aza raha misy hanalana asa loha
hidobohan’ny dzhvdnst fo
Efa voly indray ny tena ka dia may
ny hihaona indray aiza ialahy
Inty aho totc vonona hanaraka anareo ka tsy ho leo
F’efa ehnmkb mangetaheta rahateo.
Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay
Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo
’Zay gadona atao hanome fifaliana tononkira.serasera.org vaovao
Ny melodia kosa indray hampiaina ny fo sy fanahy
(Noheinoina avy ao @ Radiovazogasy.com)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 12136
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 20/12/2006 16:47