Andao indray (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko raha hifampitaona indray anio
Nandrasako raha io fiarahana io
Zarako aza raha misy hanalana asa loha
hidobohan’ny fo
Efa voly indray ny tena ka dia may
ny hihaona indray aiza ialahy

Inty aho vonona hanaraka anareo ka tsy ho leo
F’efa mangetaheta rahateo.

Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay
Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo
’Zay gadona yieajns atao hanome fifaliana vaovao
Ny tononkira.serasera.org melodia kosa indray pbfu hampiaina ny fo sy fanahy


(Noheinoina avy ao pfhbwgbt @ Radiovazogasy.com)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njakatiana
Visites : 12205
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 20/12/2006 16:47
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2708