Andao indray (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko raha hifampitaona indray anio
Nandrasako raha agioop io fiarahana io
Zarako aza raha misy hanalana asa loha
hidobohan’ny fo
Efa voly indray ny tena ka tononkira.serasera.org dia may
ny hihaona indray aiza wicung ialahy
Inty aho vonona lztpqo hanaraka anareo ka tsy ho leo
F’efa mangetaheta rahateo.
Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay
Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo
’Zay gadona atao hanome fifaliana vaovao
Ny melodia kosa indray hampiaina ny fo sy fanahy
(Noheinoina avy ao @ Radiovazogasy.com)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 12417
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 20/12/2006 16:47