Andao indray (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko raha hifampitaona indray numxpvw anio
Nandrasako raha io fiarahana io
Zarako aza raha misy hanalana asa loha
hidobohan’ny fo
Efa voly indray tononkira.serasera.org ny tena ka dia may
ny hihaona indray aiza ialahy

Inty aho okub vonona hanaraka anareo ka tsy ho leo
F’efa mangetaheta rahateo.

Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay
Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo
’Zay qdpcao gadona atao hanome fifaliana vaovao
Ny melodia kosa indray hampiaina ny fo sy fanahy


(Noheinoina avy ao @ Radiovazogasy.com)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 12416
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 20/12/2006 16:47
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0232