Nahoana no mitomany (ZEZE Mahanoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana izany zanako no lasa vinany
Misentosento ary misefosefo toa mitomany
Ny Reninao ty manantona anao te-hanontany
Fafao re ny ranomaso (Bis)
           Tsy nahomby re ny fanadinana izay natao
           Ka very hevitra ry Neny am'izao fotoana izao
    tononkira.serasera.org        Inona re no atao? Hanoy ve sa hijanona eto?
Ny fianarana dia tsy vita mora ry sombin'aina
Ny tsy hianatra dia tsory avy hatrany : "alao mjcoullm an-tsaina"
Ny fianarana Razanako no mba tokin'aina
Mianara re aza mora kivy(Bis)
  arrd           Ilofosy re ny fianarana izay atao
       guhwtqu      Ny tsy fahombiazana tsy miala amin'izao fiainana izao
            Mahareza re aza morakivy
            Zaho Reninao  mbola eto anilanao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115