Nahoana no mitomany (ZEZE Mahanoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana izany zanako no lasa vinany
Misentosento ary misefosefo toa mitomany
Ny Reninao ty manantona anao te-hanontany
Fafao re ny ranomaso (Bis)
           Tsy nahomby re ny fanadinana izay natao
           Ka very hevitra ry Neny am'izao fotoana izao
           Inona re no atao? Hanoy ve sa hijanona eto?
Ny fianarana dia tononkira.serasera.org tsy vita mora ry sombin'aina
Ny tsy hianatra dia tsory avy hatrany : "alao an-tsaina"
Ny fianarana Razanako no mba tokin'aina
Mianara re aza mora kivy(Bis)
            Ilofosy re ny fianarana izay atao
          scktwfh   Ny tsy fahombiazana tsy miala amin'izao fiainana izao
        iamyv     Mahareza re aza morakivy
    ejxo         Zaho Reninao  mbola eto anilanao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013