Nahoana no mitomany (ZEZE Mahanoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana izany zanako no lasa vinany
Misentosento ary luilm misefosefo toa mitomany
Ny Reninao ty manantona anao te-hanontany
Fafao re ny ranomaso (Bis)
           Tsy nahomby re ny fanadinana izay natao
           Ka very hevitra ry Neny am'izao fotoana izao
           Inona re no atao? Hanoy ve sa hijanona eto?
Ny fianarana mbtwnzqs dia tsy vita mora ry sombin'aina
Ny tsy hianatra dia tsory avy hatrany : "alao an-tsaina"
Ny fianarana Razanako no mba tokin'aina
Mianara tononkira.serasera.org re aza mora kivy(Bis)
            Ilofosy re ny fianarana izay atao
            Ny tsy fahombiazana tsy miala amin'izao fiainana izao
            Mahareza re zbqe aza morakivy
            Zaho Reninao  mbola eto anilanao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0153