Nahoana no mitomany (ZEZE Mahanoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana izany zanako no lasa vinany
Misentosento ary misefosefo toa rebyhqv mitomany
Ny Reninao ty manantona anao te-hanontany
Fafao re ny ranomaso (Bis)
Tsy nahomby re ny fanadinana izay natao
Ka very hevitra ry Neny am'izao fotoana izao
yactdqih Inona re no atao? Hanoy ve sa hijanona eto?
Ny fianarana dia tsy vita mora ry sombin'aina
Ny tsy hianatra dia tsory avy hatrany : "alao an-tsaina"
Ny fianarana Razanako no mba tokin'aina
Mianara re aza mora kivy(Bis)
Ilofosy re ny fianarana izay atao
Ny tsy fahombiazana tononkira.serasera.org tsy miala amin'izao fiainana izao
vexayva Mahareza re aza morakivy
Zaho Reninao mbola eto anilanao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZEZE MahanoroHits : 8353
Likes : 1 Like
Created by : rasolorasolo
Date : 15/10/2013 10:33