MISERANA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa manahirana ny hanao veloma anao,
Toa mahasadaikatra tsy hita izay atao,
Ny andro anefa toa mandroso alina,
Ny lalana ho aleha koa dia mbola tsy mifarana hatreo;
Toa mampatahotra ny handao anao sahady,
Toa satriko hilefa tsy hanatrika anao,
Ny masonao jereo mipitrapitra ery,
Tsy ho tantiko ny hahita anao sasatra foana hitazona ahy,
Koa aleoko dia mandositra avy hatrany.
Mba lazao ahy izay mba eritreritrao,
Tantarao ahy sao mba misy azo atao,
Mba lazao ahy izay tononkira.serasera.org mba eritreritrao,
Dia ho tony uuxmzy ianao.
Nanohina anao ny fandalovanay,
Toa tsy nampoizinao hiserana ohatra izay,
Toa tonga saina ianao nony tena handeha,
Fa fahatsiarovana no sisa hamerina ao am-ponao ny omaly,
Tsy tantinao indray ny ho ampitso;
Mba lazao ahy izay mba saqrqa tena irinao,
Tantarao ahy soa mba misy azo atao,
Mba lazao ahy izay mba tena irinao,
Dia hangina ianao;
Manantena aho fa tsy handainga akory ianao,
Hitantara izay xltlgrd mba eritreritrao,
Mba lazao ahy izay mba eritreritrao,
Tantarao ahy sao mba misy azo atao.
Izay mba eritreritrao,
Sao mba misy azo atao.
Tarika Njila

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 5780
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kababo
Daty : 14/04/2006 13:45