Tena tia tokoa (DOC HOLLIDAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao ordejqi aho, na tononkira.serasera.org dia mahantra aza
Aza atosikao aho, na dia adala aza
Tena tia anao aho, ry kalakeliko
Tena tia anao aho, matoa tonga crcz aty
Ref :
Tena tia anao aho ho’a e !
Tena tia anao tokoa
Tena mila anao aho, nnklq matoa tonga aty
Tsy mbola nisy sipa, tsy mbola nisy fo,
Tsy mbola nisy ditra nampivadika ati-doha
’Zaho tsy te hody, f’efa nahita anao
’Zaho tsy hatory raha tsy eo anilanao
Aza atosikao aho, na dia adala aza
Tena tia anao aho, ry kalakeliko
Tena tia anao aho, matoa tonga crcz aty
Ref :
Tena tia anao aho ho’a e !
Tena tia anao tokoa
Tena mila anao aho, nnklq matoa tonga aty
Tsy mbola nisy sipa, tsy mbola nisy fo,
Tsy mbola nisy ditra nampivadika ati-doha
’Zaho tsy te hody, f’efa nahita anao
’Zaho tsy hatory raha tsy eo anilanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DOC HOLLIDAYVangy : 9289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 09/10/2003 14:30
