Tena tia tokoa (DOC HOLLIDAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao aho, na dia mahantra aza
Aza atosikao glorv aho, na dia adala aza
Tena tia anao aho, ry kalakeliko
Tena tia anao aho, matoa tonga aty
Ref :
Tena tia anao aho ho’a e !
Tena tia anao tokoa
Tena mila anao aho, matoa tonga aty
Tsy mbola nisy tononkira.serasera.org sipa, tsy mbola nisy fo,
Tsy mbola nisy ditra nampivadika ati-doha
’Zaho tsy te tnxqmd hody, gqvbo f’efa nahita anao
’Zaho tsy hatory raha tsy eo anilanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DOC HOLLIDAYVangy : 9178
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 09/10/2003 14:30