DOC HOLLIDAY

Nampiditra rixes
26/02/2004 00:26
Hiran'i DOC HOLLIDAY 4 Jereo eto
Vangy : 3817
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny tarika Doc Holliday dia azo atao hoe isany nanomboka ny mozika Rock voalohany teto amin'i tanana , satria efa nanomboka tany amin'ny taona 80 tany izy no efa nilalao io mozika Rock io , raha ny fijery ny karazana hira nafantarana azy indray dia Rock mifangaro hira avy any atsimo.

Hevitra momba an'i DOC HOLLIDAY

rixes (26/02/2004 05:26)
Ny tarika Doc Holiday dia azo atao hoe isany nanomboka ny mozika Rock voalohany teto amin'i tanana , satria efa nanomboka tany amin'ny taona 80 tany izy no efa nilalao io mozika Rock io , raha ny fijery ny karazana hira nafantarana azy indray dia Rock mifangaro hira avy any antsimo , ny mampalahelo dia betsaka ireo hirany taloha ao amin'ny TVM nefa tsy de misy mandefa intsony ?

Hiran'i DOC HOLLIDAY (4)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.82