Tena tia tokoa (DOC HOLLIDAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao aho, lplpe na dia mahantra aza
Aza atosikao aho, na dia adala aza
Tena tia anao aho, ry kalakeliko
Tena tia anao axefsaa aho, matoa tonga aty
Ref :
Tena tia anao aho ho’a e !
Tena tia anao tokoa
Tena mila gkzmjs anao aho, matoa tonga aty
Tsy mbola nisy sipa, tsy mbola nisy fo,
Tsy mbola nisy ditra nampivadika ati-doha
’Zaho tsy te hody, f’efa nahita anao
’Zaho tsy hatory raha tononkira.serasera.org tsy eo anilanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DOC HOLLIDAYVangy : 9520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 09/10/2003 14:30