Malahelo (DOC HOLLIDAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malahelo aho fa hody ianao rahampitso
Nilaozanao izany ty tanana an!
Rahoviana indray vao hifankahita
Malahelo aho ka mahatsiaro ho very


REF: Lasa ianao fa tsy tamana an
Nilaozanao ity tanana
Lasa dila fa tsy tana
Tavel’irery ity akama

Iza indray no ho namako
Itafako sy ilalaovako
Maharary ty foko manirery
Mahatsiaro anao ny akama tena favy e

REF:............

Iza indray no ho namako
Itafako sy ilalaovako
Maharary ty foko manirery
Mahatsiaro anao ny akama tena favy e

REF:...........
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/doc-holiday/malahelo-1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DOC HOLLIDAY
Vangy : 9488
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andry
Daty : 07/10/2003 08:03
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0904