Ny hirako maraina (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirako maraina
Nanadinoako ny fanala
Nitsenako ny masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina teo
Ny alina mitondra yzqa tahotra iny efa lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra
Ny slumetp hirako maraina
Izaho sy ireo tononkira.serasera.org voron-kely
Sy kintana alin-kisa
Nanambatra cdoee ny feo hanadino tebiteby

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 4831
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:37