Ny hirako maraina (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cvpfvhap Ny hirako maraina
Nanadinoako ny fanala
Nitsenako ny jpmkcvd masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina teo
Ny tononkira.serasera.org alina mitondra tahotra iny efa lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra
Ny hirako maraina
Izaho sy bwdefznl ireo voron-kely
Sy kintana alin-kisa
Nanambatra ny feo hanadino tebiteby
Nanadinoako ny fanala
Nitsenako ny jpmkcvd masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina teo
Ny tononkira.serasera.org alina mitondra tahotra iny efa lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra
Ny hirako maraina
Izaho sy bwdefznl ireo voron-kely
Sy kintana alin-kisa
Nanambatra ny feo hanadino tebiteby
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 4799
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:37
