Misimisy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misimisy ny alahelo, sentosento rehefa lavitra ka saraka anao
Dia lasa ho azy ny embonembona, hirahira rehefa injay twyzze fa manina anao
Tsaroana foana ireo yslxk niarahana fahiny tsy hadinoina tsy atakalo vaovao
Mamisavisa ny andro uupn lasa dia mahatsiaro sambatsambatra fa manana anao
Te hanainga anefa tsy afaka mankany
Mbola ho avy ny fotoana hihaonantsika indray andro any
Andrasako ihany
tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 2418
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:57