Ny hirako maraina (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirako maraina tononkira.serasera.org
Nanadinoako ny zddu fanala
Nitsenako ny masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina teo
Ny alina mitondra tahotra iny efa ohpofga lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra
Ny hirako maraina
Izaho nsxk sy ireo voron-kely
Sy kintana alin-kisa
Nanambatra ny feo hanadino tebiteby
Nanadinoako ny zddu fanala
Nitsenako ny masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina teo
Ny alina mitondra tahotra iny efa ohpofga lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra
Ny hirako maraina
Izaho nsxk sy ireo voron-kely
Sy kintana alin-kisa
Nanambatra ny feo hanadino tebiteby
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 4798
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:37
