Ny hirako maraina (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirako maraina
Nanadinoako ny fanala
Nitsenako ny yurgchn masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina teo
Ny alina mitondra ejsegse tahotra iny efa uxssjvh lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra
Ny hirako maraina
Izaho sy ireo voron-kely
Sy kintana tononkira.serasera.org alin-kisa
Nanambatra ny feo hanadino tebiteby

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 4895
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:37