Bibilava (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bibilava sinambotr’ankizy ny foko
Tsy tanana andrangotra
Tsy tongotra hitsipaka
Nefa dia manantena ho tononkira.serasera.org afa-toloko
Raha toa ka omenareo
Fitia tsisy fitaka


Asakasakareo raha sahy dusle hietraketraka
F’efa babonareo vao hoe aoka hipetraka
Asakasakareo raha toe inrshdlj ka hamotika
Hamela hilofika
Ity fanantenako.



Tonony sy psqxtw Feony : Bessa
Mpihira : Lola

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 16253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angemiiicky
Daty : 31/08/2006 09:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122