Ampianaro aho hahatoky (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sakafo ihany
no ilaina
Tsy ho ampy ahy
ny tontolo
mandry fehizay
Tsy fiarovana no ilaiko
Tsy fiadanana
ho an'ny mahantra ihany koa
Tsy angataka intsony aho
fiainana tsy szpd misy rahoraho
sy romoromo
Fa ny tena ilaiko
ny akaiky Anao
fa tsy handositra fivum dyhwnw na hanilika ny sandrinao
Fa arakaraky ny tononkira.serasera.org andaozako
Anao
no ahitako fa tsisy hafa
azo atao
toy ny zanaka
leo ny ao an-trano ao
mitady fitia
any ivelany
Ampianaro ahy
ny famindra tsirairay
mandrampahaizako manaradia
Anao
Ampianaro aho hatoky
Ampianaro handry ivoho
Aminao
no ilaina
Tsy ho ampy ahy
ny tontolo
mandry fehizay
Tsy fiarovana no ilaiko
Tsy fiadanana
ho an'ny mahantra ihany koa
Tsy angataka intsony aho
fiainana tsy szpd misy rahoraho
sy romoromo
Fa ny tena ilaiko
ny akaiky Anao
fa tsy handositra fivum dyhwnw na hanilika ny sandrinao
Fa arakaraky ny tononkira.serasera.org andaozako
Anao
no ahitako fa tsisy hafa
azo atao
toy ny zanaka
leo ny ao an-trano ao
mitady fitia
any ivelany
Ampianaro ahy
ny famindra tsirairay
mandrampahaizako manaradia
Anao
Ampianaro aho hatoky
Ampianaro handry ivoho
Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa an'ny FahamarinanaVangy : 663
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : varira
Daty : 26/02/2025 12:13
